auto save
This commit is contained in:
parent
3e8cd345c2
commit
c86e9b312e
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Itsika da mahafantatry an'izany, fa gne lalagny da tsy manigny ho an'olo marigny, fa ho an'e mpandika lalagny izy ame olo mpikomy, ho an'e ratsy fagnahy izy ame mpanota, sady ho an'e andriamani-diso sy tsy marigny. Izany da nanigny ho an'e izay mamono an'i abany amin'ny endriny, ho an'e mpamono olo, ho an' e ratsy fitondran-tegna ara-nofotry, ho an' e sodomita, ho an'e mpaka an-kerin'olo mba ho andevozigny, ho an'e
|
||||
Itsika da mahafantatry an'izany, fa gne lalagny da tsy manigny ho an'olo marigny, fa ho an'e mpandika lalagny izy ame olo mpikomy, ho an'e ratsy fagnahy izy ame mpanota, sady ho an'e andriamani-diso sy tsy marigny. Izany da nanigny ho an'e izay mamono an'i abany amin'ny endriny, ho an'e mpamono olo, ho an' e ratsy fitondran-tegna ara-nofotry, ho an' e sodomita, ho an'e mpaka an-kerin'olo mba ho andevozigny, ho an'e mpavandy, ho an'e vavolombelogny tsy marigny, sady ndre ino nde ino hafa manofitry gne fampianaragny mahatoky.
|
Loading…
Reference in New Issue