diff --git a/01/09.txt b/01/09.txt index a2a90bf..9192964 100644 --- a/01/09.txt +++ b/01/09.txt @@ -1 +1 @@ -Itsika da mahafantatry an'izany, fa gne lalagny da tsy manigny ho an'olo marigny, fa ho an'e mpandika lalagny izy ame olo mpikomy, ho an'e ratsy fagnahy izy ame mpanota, sady ho an'e andriamani-diso sy tsy marigny. Izany da nanigny ho an'e izay mamono an'i abany amin'ny endriny, ho an'e mpamono olo, ho an' e ratsy fitondran-tegna ara-nofotry, ho an' e sodomita, ho an'e mpaka an-kerin'olo mba ho andevozigny, ho an'e \ No newline at end of file +Itsika da mahafantatry an'izany, fa gne lalagny da tsy manigny ho an'olo marigny, fa ho an'e mpandika lalagny izy ame olo mpikomy, ho an'e ratsy fagnahy izy ame mpanota, sady ho an'e andriamani-diso sy tsy marigny. Izany da nanigny ho an'e izay mamono an'i abany amin'ny endriny, ho an'e mpamono olo, ho an' e ratsy fitondran-tegna ara-nofotry, ho an' e sodomita, ho an'e mpaka an-kerin'olo mba ho andevozigny, ho an'e mpavandy, ho an'e vavolombelogny tsy marigny, sady ndre ino nde ino hafa manofitry gne fampianaragny mahatoky. \ No newline at end of file