auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-02 04:08:57 -05:00 committed by root
parent 0e93abd331
commit 2556268cf7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zakano gne mpanan-karena amin'izao tontolo izao mba tsy hirehareha, sady magnantegna gne harena, izay tsy azo antoky. Fa koa, tokony hagnantegna an'Andriamanitry indreo. Magnome antsika gne harena marigny agnaby Izy mba hifaliantsika. Zakano indreo mba hagnano gne tsara, mba hanan-karena ame asa tsara, mba alala-tagnagny, sady vonogny hizara.
Zakano gne mpanan-karena amin'izao tontolo izao mba tsy hirehareha, sady magnantegna gne harena, izay tsy azo antoky. Fa koa, tokony hagnantegna an'Andriamanitry indreo. Magnome antsika gne harena marigny agnaby Izy mba hifaliantsika. Zakano indreo mba hagnano gne tsara, mba hanan-karena ame asa tsara, mba alala-tagnagny, sady vonogny hizara. Amin'izany fomba izany, da ho tehirizindreo gne fotoagny tsara ho an'e vatany amin'izay ho avy, ka hifikirany gne tane fiainagny.