auto save
This commit is contained in:
parent
9e8a279604
commit
0e93abd331
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Zakano gne mpanan-karena amin'izao tontolo izao mba tsy hirehareha, sady magnantegna gne harena, izay tsy azo antoky. Fa koa, tokony hagnantegna an'Andriamanitry indreo. Magnome antsika gne harena marigny agnaby Izy mba hifaliantsika. Zakano indreo mba hagnano gne tsara, mba hanan-karena ame asa tsara, mba
|
||||
Zakano gne mpanan-karena amin'izao tontolo izao mba tsy hirehareha, sady magnantegna gne harena, izay tsy azo antoky. Fa koa, tokony hagnantegna an'Andriamanitry indreo. Magnome antsika gne harena marigny agnaby Izy mba hifaliantsika. Zakano indreo mba hagnano gne tsara, mba hanan-karena ame asa tsara, mba alala-tagnagny, sady vonogny hizara.
|
Loading…
Reference in New Issue