auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-18 10:34:11 -05:00 committed by root
parent ffde29f290
commit 5422a83788
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ry mala, ka minogne fagnahy agnaby. F'izy, mitsapa gne fagnahy mba hahita fa avy amin'Andriamanitry indreo, satria mpaminany sandoky maro gn'efa niala tamizao tontolo izao. Amizany gn'ahalalanareo gne Fagnahin'Andriamanitry- gne fagnahy agnaby izay izay magneky fa i Jesosy Kristy izay lasa nofotry da avy amin'Andriamanitry, ka gne fagnahy agnaby izay tsy magneky fa Jesosy da tsy avy amin'Andriamanitry. Da izany gne fagnahin'e antiKristy, izay efa regninareo fa ho avy, sady amizao fotoagny izao da efa eto an-tany. [Fagnamarihagny: misy dikateny taloha sasany da mivaky hoe: "
Ry mala, ka minogne fagnahy agnaby. F'izy, mitsapa gne fagnahy mba hahita fa avy amin'Andriamanitry indreo, satria mpaminany sandoky maro gn'efa niala tamizao tontolo izao. Amizany gn'ahalalanareo gne Fagnahin'Andriamanitry- gne fagnahy agnaby izay izay magneky fa i Jesosy Kristy izay lasa nofotry da avy amin'Andriamanitry, ka gne fagnahy agnaby izay tsy magneky fa Jesosy da tsy avy amin'Andriamanitry. Da izany gne fagnahin'e antiKristy, izay efa regninareo fa ho avy, sady amizao fotoagny izao da efa eto an-tany. [Fagnamarihagny: misy dikateny taloha sasany da mivaky hoe: "Sady gne fagnahy agnaby izay tsy magneky fa i Jesosy lasa nofotry da tsy avy amin'Andriamanitry. Izany