auto save
This commit is contained in:
parent
e8541adcc9
commit
ffde29f290
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ry mala, ka minogne fagnahy agnaby. F'izy, mitsapa gne fagnahy mba hahita fa avy amin'Andriamanitry indreo, satria mpaminany sandoky maro gn'efa niala tamizao tontolo izao. Amizany gn'ahalalanareo gne Fagnahin'Andriamanitry- gne fagnahy agnaby izay izay magneky fa i Jesosy Kristy izay lasa nofotry da avy amin'Andriamanitry, ka gne fagnahy agnaby izay tsy magneky fa Jesosy da tsy avy amin'Andriamanitry. Da izany gne fagnahy
|
||||
Ry mala, ka minogne fagnahy agnaby. F'izy, mitsapa gne fagnahy mba hahita fa avy amin'Andriamanitry indreo, satria mpaminany sandoky maro gn'efa niala tamizao tontolo izao. Amizany gn'ahalalanareo gne Fagnahin'Andriamanitry- gne fagnahy agnaby izay izay magneky fa i Jesosy Kristy izay lasa nofotry da avy amin'Andriamanitry, ka gne fagnahy agnaby izay tsy magneky fa Jesosy da tsy avy amin'Andriamanitry. Da izany gne fagnahin'e antiKristy, izay efa regninareo fa ho avy, sady amizao fotoagny izao da efa eto an-tany. [Fagnamarihagny: misy dikateny taloha sasany da mivaky hoe: "
|
Loading…
Reference in New Issue