Mon Mar 16 2020 12:49:58 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 12:49:58 +03:00
parent 87bea2653a
commit d6e89889b7
7 changed files with 11 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Fa izany da efa voasoratry ao amin'gne lalàn'i Mosesy hoe: "Ka fiezigny gne vava gne aomby ra miely voa izy." Tena gne aomby marina me gne hiahian'Andriamanitry? Tsy miresaky momba anay me izy? Efa nosoratany ho antsika, fa izay tagny da tokony hiasa amin,gne fanantenagny, sady izaymively da tokony hively amin'gne fanantenagny gne hahazo anjara amin'e vokatry. Raha namafy ra ara-panahy taminareo iai, be lotry aminay me gne mijinja ra ara-materialy avy aminareo?
\v 9 Fa izany da efa voasoratry ao amin'gne lalàn'i Mosesy hoe: "Ka fiezigny gne vava gne aomby ra miely voa izy." Tena gne aomby marina me gne hiahian'Andriamanitry? \v 10 Tsy miresaky momba anay me izy? Efa nosoratany ho antsika, fa izay tagny da tokony hiasa amin,gne fanantenagny, sady izaymively da tokony hively amin'gne fanantenagny gne hahazo anjara amin'e vokatry. \v 11 Raha namafy ra ara-panahy taminareo iai, be lotry aminay me gne mijinja ra ara-materialy avy aminareo?

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Raha mampihatra izany zo izany avy aminareo gne hafa, iai me ko tsy managny miotry? Ndre izany aza, tsy nitaky izany zo izany iai. F'izy, naleonay niaritry gne ra marobe toy izay ho sakagny ho an'gne filazantsaran'i Kristy. Tsy fantatrinareo me fa gne manompo amin'gne fiangonagny da mahazo gne sakafon-dreo avy ame fiangonagny? Da tsy fantatry nareo avokoa me fa gne manompo amin'gne alitara da mahazo anjara amin'gne naniny fanatitry tamin'gne alitara? Ako izany koa, e Tompo da nandidy fa gne mitory gne filazantsara da tokony hahazo gne fivelomandreo avy amin'gne filazantsara.
\v 12 Raha mampihatra izany zo izany avy aminareo gne hafa, iai me ko tsy managny miotry? Ndre izany aza, tsy nitaky izany zo izany iai. F'izy, naleonay niaritry gne ra marobe toy izay ho sakagny ho an'gne filazantsaran'i Kristy. \v 13 Tsy fantatrinareo me fa gne manompo amin'gne fiangonagny da mahazo gne sakafon-dreo avy ame fiangonagny? Da tsy fantatry nareo avokoa me fa gne manompo amin'gne alitara da mahazo anjara amin'gne naniny fanatitry tamin'gne alitara? \v 14 Ako izany koa, e Tompo da nandidy fa gne mitory gne filazantsara da tokony hahazo gne fivelomandreo avy amin'gne filazantsara.

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 Nefa tsy nitaky ndre raiky tamin'ireo zo ireo iao. Tsy manoratry an'izao iao mba hisy ra ho anigny ho ana. Aleoko maty toy izay hisy olo hangala amina anizany rehareha izany. Fa raha mitory gne filazantsara iao, da tsy misy antony tokony ireharehako, satria tsymaintsy magnano izany iao. Da loza ho ana raha tsy mitory gne filazantsara iao!
\v 15 Nefa tsy nitaky ndre raiky tamin'ireo zo ireo iao. Tsy manoratry an'izao iao mba hisy ra ho anigny ho ana. Aleoko maty toy izay hisy olo hangala amina anizany rehareha izany. \v 16 Fa raha mitory gne filazantsara iao, da tsy misy antony tokony ireharehako, satria tsymaintsy magnano izany iao. Da loza ho ana raha tsy mitory gne filazantsara iao!

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 Fa ra magnano anizany amigne sitrapo iao, da managny valisoa. Fa ra tsy ame sitrapo, da mbola managny gne andraikitry izay nankininy tamina iao. Da ino zany gne valisoako? Izany da rehefa mitory iao, da hafaky manolotry gne filazantsara tsy misy fandoavambola ka mba tsy hampiasa tanteraky gne zoko amin'gne filazantsara.
\v 17 Fa ra magnano anizany amigne sitrapo iao, da managny valisoa. Fa ra tsy ame sitrapo, da mbola managny gne andraikitry izay nankininy tamina iao. \v 18 Da ino zany gne valisoako? Izany da rehefa mitory iao, da hafaky manolotry gne filazantsara tsy misy fandoavambola ka mba tsy hampiasa tanteraky gne zoko amin'gne filazantsara.

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 Da ndre hafaky amin'gne rehetra aza iao, da tonga ho mpanompo ho ane rehetra, mba hahazaoko bebe kokoa. Tamin'gne Jiosy da lasa ako gne Jiosy iao, mba hahazoako gne Jiosy. Taminin'gne zay ambanin'e lalàgny, da ako gne olo ambanin'gne lalàgny iao mba hahazaoako gne ambanin'gne lalàgny. Nagnano izany iao ndre da tsy tambanin'gne lalàgny aza gne tegnako. [Fagnamarinagny: Gne baiboly ULB sy gne UDB da mivaky hoe: " Nagnano anizany iao ndre da tsy tambanin'gne lalàgny aza gne tegnako." Gne dikan-teny taloha sasany da tsy magnisy anizany.]
\v 19 Da ndre hafaky amin'gne rehetra aza iao, da tonga ho mpanompo ho ane rehetra, mba hahazaoko bebe kokoa. \v 20 Tamin'gne Jiosy da lasa ako gne Jiosy iao, mba hahazoako gne Jiosy. Taminin'gne zay ambanin'e lalàgny, da ako gne olo ambanin'gne lalàgny iao mba hahazaoako gne ambanin'gne lalàgny. Nagnano izany iao ndre da tsy tambanin'gne lalàgny aza gne tegnako. [Fagnamarinagny: Gne baiboly ULB sy gne UDB da mivaky hoe: " Nagnano anizany iao ndre da tsy tambanin'gne lalàgny aza gne tegnako." Gne dikan-teny taloha sasany da tsy magnisy anizany.]

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 \v 22 \v 23 Tamin-dreo izay ivelanin'gne lalàgny, da lasa ako olo ivelanin'gne lalàgny iao, ndre da tsy ivelanin'gne lalàgnin'Andriamanitry aza gne tegnako fa ambanin'gne lalàn'e Kristy. Nagnano anizany iao mba hahazaoako gne ambanin'gne lalàgny. Tamin'gne malemy da lasa malemy iao,mba hahazoako gne malemy. Tonga ra marobe ho an'gne olo marobe iao,mba hamonjeko gne sasany aminin'gne fomba maro. Magnano gne ra marobe iao ho an'e filazantsara, mba hafahako mandray anjara aminin'gne fitahiagny izany.
\v 21 \v 23 Tamin-dreo izay ivelanin'gne lalàgny, da lasa ako olo ivelanin'gne lalàgny iao, ndre da tsy ivelanin'gne lalàgnin'Andriamanitry aza gne tegnako fa ambanin'gne lalàn'e Kristy. Nagnano anizany iao mba hahazaoako gne ambanin'gne lalàgny. \v 22 Tamin'gne malemy da lasa malemy iao,mba hahazoako gne malemy. Tonga ra marobe ho an'gne olo marobe iao,mba hamonjeko gne sasany aminin'gne fomba maro. Magnano gne ra marobe iao ho an'e filazantsara, mba hafahako mandray anjara aminin'gne fitahiagny izany.

View File

@ -129,6 +129,11 @@
"09-01",
"09-03",
"09-07",
"09-09",
"09-12",
"09-15",
"09-17",
"09-19",
"10-title",
"10-01",
"10-05",