auto save

This commit is contained in:
MAD102 2019-10-25 03:09:04 -04:00 committed by root
parent 64a5f064bd
commit e4b301a4d6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Niala tamin-jègny toèragna zègny Jesosy avitaké nandèha tagny amin'ny faritr'i Joda ndraiky tagny amin'ny faritra ambaniny Reniranon'i Jordana, kè avitake nagnatognan'anjy ny fokon'ologna. Kè araka ny fatony, de nampianatra anjare ndrèky Izy.\v 2 De nagnontany Ananjy zare Fariseo mbô hizaha hitsapa Ananjy kè nagnao fô: ''Aradalagna va ny hoany lalahy raha misaraka amin'ny vadiny?'' \v 3 Namaly Izy hoe: ''Ino ny nandidian'i Mosesy anan-dre? \v 4 De ahozy njareo fô: ''Mosesy de nagneky ny lalahy raika hanoratra taratasy fanamarignana fisaraham-bady ary magnandefa anan-jy avakeo.''
\v 1 Niala tamin-jègny toèragna zègny Jesosy avitaké nandèha tagny amin'ny faritr'i Joda ndraiky tagny amin'ny faritra ambaniny Reniranon'i Jordana, kè avitake nagnatognan'anjy ny fokon'ologna. Kè araka ny fatôny, de nampianatra anjare ndrèky Izy.\v 2 De nagnontany Ananjy zare Fariseo mbô hizaha hitsapa Ananjy kè nagnao fô: ''Aradalagna va ny hoany lalahy raha misaraka amin'ny vadiny?'' \v 3 Namaly Izy hoe: ''Ino ny nandidian'i Mosesy anan-dre? \v 4 De ahozy njareo fô: '' Mosesy de nagneky ny lalahy raika hanoratra taratasy fanamarignana fisaraham-bady ary magnandefa ananjy avakeo.''