auto save

This commit is contained in:
MAD102 2019-10-25 02:01:40 -04:00 committed by root
parent 2287d5339e
commit 64a5f064bd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Niala tamin-jagny tœragna zagny Jesosy avitaké nandèha tagny amin'ny faritr'i Joda ndraiky tagny amin'ny faritrany ambaniny Reniranon'i Jordana, kè avitake nagnatognan'anjy ny fokon'ologna. Kè araka ny fatony, de nampianatra anjare ndrèky Izy.\v 2 De nagnontany Ananjy zare Fariseo mbô hizaha hitsapa Ananjy ka nagnao hoe: ''Aradalagna va ny hoany lalahy raha misaraka amin'ny vadiny?'' \v 3 Namaly Izy hoe: ''Ino ny nandidian'i Mosesy anan-dre? \v 4 De ahozy njareo hoe: ''Mosesy de nagneky ny lalahy raika hanoratra taratasy fanamarignana fisaraham-bady ary magnandefa anan-jy avakeo.''
\v 1 Niala tamin-jègny toèragna zègny Jesosy avitaké nandèha tagny amin'ny faritr'i Joda ndraiky tagny amin'ny faritra ambaniny Reniranon'i Jordana, kè avitake nagnatognan'anjy ny fokon'ologna. Kè araka ny fatony, de nampianatra anjare ndrèky Izy.\v 2 De nagnontany Ananjy zare Fariseo mbô hizaha hitsapa Ananjy kè nagnao fô: ''Aradalagna va ny hoany lalahy raha misaraka amin'ny vadiny?'' \v 3 Namaly Izy hoe: ''Ino ny nandidian'i Mosesy anan-dre? \v 4 De ahozy njareo : ''Mosesy de nagneky ny lalahy raika hanoratra taratasy fanamarignana fisaraham-bady ary magnandefa anan-jy avakeo.''