auto save
This commit is contained in:
parent
bcb8b69644
commit
ceba2e4803
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 Ary mbôla nanagna loka hely vitsitsivitsy ihany koa zaré, ka rehefa avy nisôtra zaré izy dia nandidy ny mpianatra mba handroso zègny koa izy. Dia nihinagna zaré ka vôky ary nalain-jare ny tapatapany tavèla, izay nahafeno helotra fito maventy be. Tokony efatr'arivo te hoe eo ny ologna tamin-jègny. Avité dia nalèfany nipody zaré. Tonga dè niakatra anaty sambo madinika niaraka taminireo mpianany izy, ary nandè agny amin,ny faritrin'i Dalmanota zaré.
|
||||
\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 Ary mbôla nanagna loka hely vitsitsivitsy ihany koa zaré, ka rehefa avy nisôtra zaré izy dia nandidy ny mpianatra mba handroso zègny koa izy. Dia nihinagna zaré ka vôky ary nalain-jare ny tapatapany tavèla, izay nahafeno helotra fito maventy be. Tokony ho efatr'arivo te hoe eo ny ologna tamin-jègny. Avité dia nalèfany nipody zaré. Tonga dè niakatra anaty sambo madinika niaraka taminireo mpianatra izy, ary nandè agny amin,ny faritrin'i Dalmanota zaré.
|
Loading…
Reference in New Issue