From ceba2e4803d937dbd6304ce4971ec72330aefd5a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD103 <> Date: Thu, 17 Oct 2019 04:45:26 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 08/07.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/08/07.txt b/08/07.txt index 108c9faa..4beee09d 100644 --- a/08/07.txt +++ b/08/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 Ary mbôla nanagna loka hely vitsitsivitsy ihany koa zaré, ka rehefa avy nisôtra zaré izy dia nandidy ny mpianatra mba handroso zègny koa izy. Dia nihinagna zaré ka vôky ary nalain-jare ny tapatapany tavèla, izay nahafeno helotra fito maventy be. Tokony efatr'arivo te hoe eo ny ologna tamin-jègny. Avité dia nalèfany nipody zaré. Tonga dè niakatra anaty sambo madinika niaraka taminireo mpianany izy, ary nandè agny amin,ny faritrin'i Dalmanota zaré. \ No newline at end of file +\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 Ary mbôla nanagna loka hely vitsitsivitsy ihany koa zaré, ka rehefa avy nisôtra zaré izy dia nandidy ny mpianatra mba handroso zègny koa izy. Dia nihinagna zaré ka vôky ary nalain-jare ny tapatapany tavèla, izay nahafeno helotra fito maventy be. Tokony ho efatr'arivo te hoe eo ny ologna tamin-jègny. Avité dia nalèfany nipody zaré. Tonga dè niakatra anaty sambo madinika niaraka taminireo mpianatra izy, ary nandè agny amin,ny faritrin'i Dalmanota zaré. \ No newline at end of file