auto save

This commit is contained in:
MAD103 2019-10-17 04:20:32 -04:00 committed by root
parent 80f9bbb917
commit bde08edef6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Ary mbôla nanagna lôka hely vitsitsivitsy ihany koa nzaré, ka rehefa avy nisôtra nzaré izy dia nandidy ny mpianatra mba handroso zègny koa izy. \v 8 Dia nihinagna zaré ka vôky ary nalain-jare ny tapatapany tavèla, izay nahafeno helotra fito maventy be.\v 9 Tokony ho efatr'arivo te hoe eo ny ologna tamin-jègny. \v 10 Avité dia nalèfany nipody zaré. Tonga dè niakatra anaty sambo madinika niaraka taminireo mpianatra izy, ary nandè agny amin,ny faritrin'i Dalmanota nzaré.
\v 7 Ary mbôla nanagna lôka hely vitsitsivitsy ihany koa nzaré, raha avy nisôtra nzaré izy dia nandidy ny mpianatra mba handroso zègny koa izy. \v 8 Dia nihinagna zaré ka vôky ary nalain-jare ny tapatapany tavèla, izay nahafeno helotra fito maventy be.\v 9 Tokony ho efatr'arivo te hoe eo ny ologna tamin-jègny. \v 10 Avité dia nalèfany nipody zaré. Tonga dè niakatra anaty sambo madinika niaraka taminireo mpianatra izy, ary nandè agny amin,ny faritrin'i Dalmanota nzaré.