diff --git a/08/07.txt b/08/07.txt index d79e6b0c..88f3e8d8 100644 --- a/08/07.txt +++ b/08/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 Ary mbôla nanagna lôka hely vitsitsivitsy ihany koa nzaré, ka rehefa avy nisôtra nzaré izy dia nandidy ny mpianatra mba handroso zègny koa izy. \v 8 Dia nihinagna zaré ka vôky ary nalain-jare ny tapatapany tavèla, izay nahafeno helotra fito maventy be.\v 9 Tokony ho efatr'arivo te hoe eo ny ologna tamin-jègny. \v 10 Avité dia nalèfany nipody zaré. Tonga dè niakatra anaty sambo madinika niaraka taminireo mpianatra izy, ary nandè agny amin,ny faritrin'i Dalmanota nzaré. \ No newline at end of file +\v 7 Ary mbôla nanagna lôka hely vitsitsivitsy ihany koa nzaré, raha avy nisôtra nzaré izy dia nandidy ny mpianatra mba handroso zègny koa izy. \v 8 Dia nihinagna zaré ka vôky ary nalain-jare ny tapatapany tavèla, izay nahafeno helotra fito maventy be.\v 9 Tokony ho efatr'arivo te hoe eo ny ologna tamin-jègny. \v 10 Avité dia nalèfany nipody zaré. Tonga dè niakatra anaty sambo madinika niaraka taminireo mpianatra izy, ary nandè agny amin,ny faritrin'i Dalmanota nzaré. \ No newline at end of file