auto save

This commit is contained in:
MAD102 2019-10-16 07:58:52 -04:00 committed by root
parent a0b11d16cf
commit 744f5e180f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rehefa nierigna tao kapernaomy Izy afaka andro vitsivitsy ,dia nandre fa tako an-dragno Izy . fôntry tôkôa ñy ôlô nitangorona takà hany kô tsy nisy fipitrahana koa , na dia ñy teo ambava tamiagna aza, ary nagnabara ñy bakora tamin'izy re Jesosy, dia nisy vatan -dehilahy maromaro nagnotany azy izay nitondra vatan-dehilahy kilemaina raika,izay nibatain olo efa-dahy. rehefa tsy afaka nagnaton 'Azy marivo izy re nohon'ny afontrin'ny fokonôlo,dia nipohain'izy re ñy tafotragno taka ambonin'ny Jesosy,ary rehefa voasokatr'izy re,dia nampidininy ny kitrara izay nandrian ilay vatandehilahy kilemaina.nony nahita ny finoan'izy
Rehefa nierigna tao kapernaomy Izy afaka andro vitsivitsy ,dia nandre fa tako an-dragno Izy . fôntry tôkôa ñy ôlô nitangorona takà hany kô tsy nisy fipitrahana koa , na dia ñy teo ambava tamiagna aza, ary nagnabara ñy bakora tamin'izy re Jesosy, dia nisy vatan -dehilahy maromaro nagnotany azy izay nitondra vatan-dehilahy kilemaina raika,izay nibatain olo efa-dahy. rehefa tsy afaka nagnaton 'Azy marivo izy re nohon'ny afontrin'ny fokonôlo,dia nipohain'izy re ñy tafotragno taka ambonin'ny Jesosy,ary rehefa voasokatr'izy re,dia nampidininy ny kitrara izay nandrian ilay vatandehilahy kilemaina.nony nahita ny finoan'izy re,dia hoy Jesosy tamin'ilay vatandehilahy kilemaigna hoe: