diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index 5da132e8..8cccc98f 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -Rehefa nierigna tao kapernaomy Izy afaka andro vitsivitsy ,dia nandre fa tako an-dragno Izy . fôntry tôkôa ñy ôlô nitangorona takà hany kô tsy nisy fipitrahana koa , na dia ñy teo ambava tamiagna aza, ary nagnabara ñy bakora tamin'izy re Jesosy, dia nisy vatan -dehilahy maromaro nagnotany azy izay nitondra vatan-dehilahy kilemaina raika,izay nibatain olo efa-dahy. rehefa tsy afaka nagnaton 'Azy marivo izy re nohon'ny afontrin'ny fokonôlo,dia nipohain'izy re ñy tafotragno taka ambonin'ny Jesosy,ary rehefa voasokatr'izy re,dia nampidininy ny kitrara izay nandrian ilay vatandehilahy kilemaina.nony nahita ny finoan'izy \ No newline at end of file +Rehefa nierigna tao kapernaomy Izy afaka andro vitsivitsy ,dia nandre fa tako an-dragno Izy . fôntry tôkôa ñy ôlô nitangorona takà hany kô tsy nisy fipitrahana koa , na dia ñy teo ambava tamiagna aza, ary nagnabara ñy bakora tamin'izy re Jesosy, dia nisy vatan -dehilahy maromaro nagnotany azy izay nitondra vatan-dehilahy kilemaina raika,izay nibatain olo efa-dahy. rehefa tsy afaka nagnaton 'Azy marivo izy re nohon'ny afontrin'ny fokonôlo,dia nipohain'izy re ñy tafotragno taka ambonin'ny Jesosy,ary rehefa voasokatr'izy re,dia nampidininy ny kitrara izay nandrian ilay vatandehilahy kilemaina.nony nahita ny finoan'izy re,dia hoy Jesosy tamin'ilay vatandehilahy kilemaigna hoe: \ No newline at end of file