-x-antambahoaka_rev_text_reg/02/01.txt

1 line
476 B
Plaintext
Raw Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

\v 1 Soraty ho anny anjelinny fengonana ao Efesosy hoe : "Itôgny ny zaka avy aminny raika zegny mitàna ny kintana fito aminny tanan-kavananany sady mandeha aminny fagnamboarana jiro volamena fito,\v 2"Fantako zegny efa vitanao mbanny asa mafy namboarinao sady ny feretanao maharitra. Fantako fa tsy afaka handefitra aminny olona ratsy anao. Fantako fa nitsapainao zegny mizaka aniary zareo ho apostoly, nefa tsy izy, de hitanao iary zareo fa sandoka.