\v 1 Soraty ho an’ny anjelin’ny fengonana ao Efesosy hoe : "Itôgny ny zaka avy amin’ny raika zegny mitàna ny kintana fito amin’ny tanan-kavananany sady mandeha amin’ny fagnamboarana jiro volamena fito,\v 2"Fantako zegny efa vitanao mban’ny asa mafy namboarinao sady ny feretanao maharitra. Fantako fa tsy afaka handefitra amin’ny olona ratsy anao. Fantako fa nitsapainao zegny mizaka an’iary zareo ho apostoly, nefa tsy izy, de hitanao iary zareo fa sandoka.