-x-antambahoaka_rev_text_reg/05/01.txt

1 line
163 B
Plaintext

De hitako ny tagnana ankavananan'ny raika nipetraka tamin'ny seza fiandrianana, fa nisy taratasy vôsoratra taloha sy tafara. De nasena fitomboka tamina kase fito.