De hitako ny tagnana ankavananan'ny raika nipetraka tamin'ny seza fiandrianana, fa nisy taratasy vĂ´soratra taloha sy tafara. De nasena fitomboka tamina kase fito.