1 line
336 B
Plaintext
1 line
336 B
Plaintext
De nahita seza fiandrianana fotsy lebe zaho de ny nipetraka tamboniny. Ny tany amban'ny lanitra de nilefa ny fagnatrehany, ne fa tsisy toerana andehanan'iary zareo. Na hita ny maty zaho - ny lebe amban'ny bitaka - nitsangana talohan'ny seza fiandrianana, de nivilarina ny boky. Ka nisy bboky raika novelarina - De ny Bokin'ny fiaignana. |