-x-antambahoaka_rev_text_reg/20/11.txt

1 line
336 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-26 11:16:42 +00:00
De nahita seza fiandrianana fotsy lebe zaho de ny nipetraka tamboniny. Ny tany amban'ny lanitra de nilefa ny fagnatrehany, ne fa tsisy toerana andehanan'iary zareo. Na hita ny maty zaho - ny lebe amban'ny bitaka - nitsangana talohan'ny seza fiandrianana, de nivilarina ny boky. Ka nisy bboky raika novelarina - De ny Bokin'ny fiaignana.