-x-antambahoaka_rev_text_reg/05/01.txt

1 line
305 B
Plaintext

De hitako ny tagnana ankavananan'ny raika nipetraka tamin'ny seza fiandrianana, fa nisy taratasy vôsoratra taloha sy tafara. De nasena fitomboka tamina kase fito. De hitako amin'izay ny anjely matanjaka nizaka tamin'ny feo mafibe hoe:"Iza tokony hanokatra ny horonan-taratasy sady hanataka ny tombo-kase?