De hitako ny tagnana ankavananan'ny raika nipetraka tamin'ny seza fiandrianana, fa nisy taratasy vĂ´soratra taloha sy tafara. De nasena fitomboka tamina kase fito. De hitako amin'izay ny anjely matanjaka nizaka tamin'ny feo mafibe hoe:"Iza tokony hanokatra ny horonan-taratasy sady hanataka ny tombo-kase?