auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-07 10:11:49 -05:00 committed by root
parent fe0fd859e2
commit fe572e5863
1 changed files with 1 additions and 0 deletions

1
22/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Izaho magnambara aminny zegny maregny ny zakanny faminaniana aminny boky ity : « Na misy magnampy anio, Andriamanitra hagnampy loza ho anazy zay voasoratra aminny boky ity. Na misy mangala ny faminaniana vôzaka aminny boky ity, Andriamanitra de hangala ny anjarany aminny kakazonny fiaignany mbanny tanàna masina zay voasoratra agnatinny boky ity. » (Fagnamarihana : Ny antontan-taratasy taloha de mivaky hoe : « Andriamanitra hangala ny anjarany aminny Bokinny Fiaignana de aminny tanàna masina zay voaosoratra aminny boky ity. ») Nizaka ny raika magnambara ny raha io : « Eny! Efa akeky ny feveko. » Amena! Tongava, ry Tompo Jesôsy! Ho aminny olona maro ane ny fahasoavanny Tompo Jesôsy. Amena.