From fe572e586374d474daabbd02ce5c5d21c0734f50 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Thu, 7 Nov 2019 10:11:49 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 22/18.txt | 1 + 1 file changed, 1 insertion(+) create mode 100644 22/18.txt diff --git a/22/18.txt b/22/18.txt new file mode 100644 index 0000000..4ed2a24 --- /dev/null +++ b/22/18.txt @@ -0,0 +1 @@ +Izaho magnambara amin’ny zegny maregny ny zakan’ny faminaniana amin’ny boky ity : « Na misy magnampy an’io, Andriamanitra hagnampy loza ho an’azy zay voasoratra amin’ny boky ity. Na misy mangala ny faminaniana vôzaka amin’ny boky ity, Andriamanitra de hangala ny anjarany amin’ny kakazon’ny fiaignany mban’ny tanàna masina zay voasoratra agnatin’ny boky ity. » (Fagnamarihana : Ny antontan-taratasy taloha de mivaky hoe : « Andriamanitra hangala ny anjarany amin’ny Bokin’ny Fiaignana de amin’ny tanàna masina zay voaosoratra amin’ny boky ity. ») Nizaka ny raika magnambara ny raha io : « Eny! Efa akeky ny feveko. » Amena! Tongava, ry Tompo Jesôsy! Ho amin’ny olona maro ane ny fahasoavan’ny Tompo Jesôsy. Amena. \ No newline at end of file