auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-26 12:31:42 +03:00 committed by root
parent 8db4c18b06
commit fbdcd26d28
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Sady nahita seza fiandrianana maro zaho. Nipetraka tamboniny reo zay namena fahefana mitsara. Hitako ny fanahin'ireo zay notahin-doha noho ny fijorôna vavolombelona momba an'i Jesôsy sady nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nandondogna tamin'ny bibi-dia ambban'ny sariny iary zareo, sady iary zaro de nandà ny handray ny marikan'ny bibi-dia tamin'ny andrignany na tamin'ny tagnany. Nanjary velogna ndreka iary zareo, ka nanjaka
Sady nahita seza fiandrianana maro zaho. Nipetraka tamboniny reo zay namena fahefana mitsara. Hitako ny fanahin'ireo zay notahin-doha noho ny fijorôna vavolombelona momba an'i Jesôsy sady nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nandondogna tamin'ny bibi-dia ambban'ny sariny iary zareo, sady iary zaro de nandà ny handray ny marikan'ny bibi-dia tamin'ny andrignany na tamin'ny tagnany. Nanjary velogna ndreka iary zareo, ka nanjaka niaraka tamin'i Kristy mandritran'ny arivo taona.