auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-26 11:36:20 +03:00 committed by root
parent c92af4437c
commit 8db4c18b06
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Sady nahita seza fiandrianana maro zaho. Nipetraka tamboniny reo zay namena fahefana mitsara. Hitako ny fanahin'ireo zay notahin-doha noho ny fijorôna vavolombelona momba an'i Jesôsy sady nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nandondogna tamin'ny bibi-dia ambban'ny sariny iary zareo, sady iary zaro de nandà ny handray ny marikan'ny bibi-dia tamin'ny andrigna ny
Sady nahita seza fiandrianana maro zaho. Nipetraka tamboniny reo zay namena fahefana mitsara. Hitako ny fanahin'ireo zay notahin-doha noho ny fijorôna vavolombelona momba an'i Jesôsy sady nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nandondogna tamin'ny bibi-dia ambban'ny sariny iary zareo, sady iary zaro de nandà ny handray ny marikan'ny bibi-dia tamin'ny andrignany na tamin'ny tagnany. Nanjary velogna ndreka iary zareo, ka nanjaka