diff --git a/20/04.txt b/20/04.txt index 303c0b6..6c4d504 100644 --- a/20/04.txt +++ b/20/04.txt @@ -1 +1 @@ -Sady nahita seza fiandrianana maro zaho. Nipetraka tamboniny reo zay namena fahefana mitsara. Hitako ny fanahin'ireo zay notahin-doha noho ny fijorôna vavolombelona momba an'i Jesôsy sady nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nandondogna tamin'ny bibi-dia ambban'ny sariny iary zareo, sady iary zaro de nandà ny handray ny marikan'ny bibi-dia tamin'ny andrigna ny \ No newline at end of file +Sady nahita seza fiandrianana maro zaho. Nipetraka tamboniny reo zay namena fahefana mitsara. Hitako ny fanahin'ireo zay notahin-doha noho ny fijorôna vavolombelona momba an'i Jesôsy sady nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nandondogna tamin'ny bibi-dia ambban'ny sariny iary zareo, sady iary zaro de nandà ny handray ny marikan'ny bibi-dia tamin'ny andrignany na tamin'ny tagnany. Nanjary velogna ndreka iary zareo, ka nanjaka \ No newline at end of file