auto save
This commit is contained in:
parent
6aebb56963
commit
f56de087f2
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 18 \v 19 Nioaika iary zareo vô nahita ny setrokan'ny fagnasazena. Nizaka iary zareo hoe: "Tanàna ino kara tanàna lehibe?" Nanipy vovoka tan-dohany izy, sady nioaika mafy, nitomagny, sady nisaogna, nagnano hoe: "Loza; loza ho an'ny tanàna lehibe zegny nisy an'ny olona nanagna ny sambo an-dranomasina de nanjary mpanan-karena avy amin'ny harenany. Fa tagnatin'ny adiny raika de simba \v 20 izany." Mifalia amin'azy, ny lanitra, anareo mpino, apostôly, mban'ny mpaminany, fa Andriamanitra nitondra ny fitsaranareo tamin'azy!"
|
\v 20 \v 18 \v 19 Nioaika iary zareo vô nahita ny setrokan'ny fagnasazena. Nizaka iary zareo hoe: "Tanàna ino kara tanàna lehibe?" Nanipy vovoka tan-dohany izy, sady nioaika mafy, nitomagny, sady nisaogna, nagnano hoe: "Loza; loza ho an'ny tanàna lehibe zegny nisy an'ny olona nanagna ny sambo an-dranomasina de nanjary mpanan-karena avy amin'ny harenany. Fa tagnatin'ny adiny raika de simba izany." Mifalia amin'azy, ny lanitra, anareo mpino, apostôly, mban'ny mpaminany, fa Andriamanitra nitondra ny fitsaranareo tamin'azy!"
|
Loading…
Reference in New Issue