diff --git a/18/18.txt b/18/18.txt index 3ed07b3..76a9806 100644 --- a/18/18.txt +++ b/18/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 Nioaika iary zareo vô nahita ny setrokan'ny fagnasazena. Nizaka iary zareo hoe: "Tanàna ino kara tanàna lehibe?" Nanipy vovoka tan-dohany izy, sady nioaika mafy, nitomagny, sady nisaogna, nagnano hoe: "Loza; loza ho an'ny tanàna lehibe zegny nisy an'ny olona nanagna ny sambo an-dranomasina de nanjary mpanan-karena avy amin'ny harenany. Fa tagnatin'ny adiny raika de simba \v 20 izany." Mifalia amin'azy, ny lanitra, anareo mpino, apostôly, mban'ny mpaminany, fa Andriamanitra nitondra ny fitsaranareo tamin'azy!" \ No newline at end of file +\v 20 \v 18 \v 19 Nioaika iary zareo vô nahita ny setrokan'ny fagnasazena. Nizaka iary zareo hoe: "Tanàna ino kara tanàna lehibe?" Nanipy vovoka tan-dohany izy, sady nioaika mafy, nitomagny, sady nisaogna, nagnano hoe: "Loza; loza ho an'ny tanàna lehibe zegny nisy an'ny olona nanagna ny sambo an-dranomasina de nanjary mpanan-karena avy amin'ny harenany. Fa tagnatin'ny adiny raika de simba izany." Mifalia amin'azy, ny lanitra, anareo mpino, apostôly, mban'ny mpaminany, fa Andriamanitra nitondra ny fitsaranareo tamin'azy!" \ No newline at end of file