auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-01-02 07:37:17 -05:00 committed by root
parent 6208030c38
commit dee627ecf0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De regniko aby gny raha vôforona marobe io na gny tan-danitra na tambonin'ny tany mban'ny tambanin'ny tany na tan-dranomasina sy gny raha marobe tagnatiny-nizaka hoe:" Ho an'Ilay tokana mipetraka amin'ny sezafiandrianana sy ho an'Ilay Zanak'ondry, anie ny dera, ny laza, ny voninahitra, mban'ny fahefana hibeko, mandrakizay doria." De gny raha managn'aigna efatra, nizaka hoe:"Amena!" De gny loholona niankohoka sady nivavaka.[Fagnamarihana: Ny sasagny amin'ny fandikana teny taloha de mivaky hoe:"Gny loholona roy amby efapolo de niankohoka sady nanompo an'ilay tokana velogna mandrakizay doria."]
\v 13 De regniko aby gny raha vôforona marobe io na gny tan-danitra na tambonin'ny tany mban'ny tambanin'ny tany na gny tan-dranomasina sy gny raha marobe tagnatiny-nizaka hoe:" Ho an'Ilay tokana mipetraka amin'ny sezafiandrianana sy ho an'Ilay Zanak'ondry, anie ny dera, ny laza, ny voninahitra, mban'ny fahefana hibeko, mandrakizay doria."\v 14 De gny raha managn'aigna efatra, nizaka hoe:"Amena!" De gny loholona niankohoka sady nivavaka.[Fagnamarihana: Ny sasagny amin'ny fandikana teny taloha de mivaky hoe:"Gny loholona roy amby efapolo de niankohoka sady nanompo an'ilay tokana velogna mandrakizay doria."]