diff --git a/05/13.txt b/05/13.txt index 5860fed..f51d355 100644 --- a/05/13.txt +++ b/05/13.txt @@ -1 +1 @@ -De regniko aby gny raha vôforona marobe io na gny tan-danitra na tambonin'ny tany mban'ny tambanin'ny tany na tan-dranomasina sy gny raha marobe tagnatiny-nizaka hoe:" Ho an'Ilay tokana mipetraka amin'ny sezafiandrianana sy ho an'Ilay Zanak'ondry, anie ny dera, ny laza, ny voninahitra, mban'ny fahefana hibeko, mandrakizay doria." De gny raha managn'aigna efatra, nizaka hoe:"Amena!" De gny loholona niankohoka sady nivavaka.[Fagnamarihana: Ny sasagny amin'ny fandikana teny taloha de mivaky hoe:"Gny loholona roy amby efapolo de niankohoka sady nanompo an'ilay tokana velogna mandrakizay doria."] \ No newline at end of file +\v 13 De regniko aby gny raha vôforona marobe io na gny tan-danitra na tambonin'ny tany mban'ny tambanin'ny tany na gny tan-dranomasina sy gny raha marobe tagnatiny-nizaka hoe:" Ho an'Ilay tokana mipetraka amin'ny sezafiandrianana sy ho an'Ilay Zanak'ondry, anie ny dera, ny laza, ny voninahitra, mban'ny fahefana hibeko, mandrakizay doria."\v 14 De gny raha managn'aigna efatra, nizaka hoe:"Amena!" De gny loholona niankohoka sady nivavaka.[Fagnamarihana: Ny sasagny amin'ny fandikana teny taloha de mivaky hoe:"Gny loholona roy amby efapolo de niankohoka sady nanompo an'ilay tokana velogna mandrakizay doria."] \ No newline at end of file