auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-15 11:18:34 -05:00 committed by root
parent 6aca6ef9e9
commit d6551535b9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Igny an! Nen devoly, zay mizaka fa Jiosy Hataoko tonga hiankohoka an-tongotranao iary zareo, ka de hofantan'iary zareo fa nitia anao Aho. Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa hotoga amin'izao tontolo izao, mba hitsapana an'ny ndregny mipetraka ambonin'ny tany. Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao.
\v 9 \v 10 \v 11 Igny an! Ny an'ny mpia devoly, zay mizaka fa Jiosy Hataoko tonga hiankohoka an-tongotranao iary zareo, ka de hofantan'iary zareo fa nitia anao Aho. Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa hotoga amin'izao tontolo izao, mba hitsapana an'ny ndregny mipetraka ambonin'ny tany. Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao.