diff --git a/03/09.txt b/03/09.txt index 130adf5..64cc793 100644 --- a/03/09.txt +++ b/03/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 \v 11 Igny an! Nen devoly, zay mizaka fa Jiosy Hataoko tonga hiankohoka an-tongotranao iary zareo, ka de hofantan'iary zareo fa nitia anao Aho. Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa hotoga amin'izao tontolo izao, mba hitsapana an'ny ndregny mipetraka ambonin'ny tany. Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao. \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 \v 11 Igny an! Ny an'ny mpia devoly, zay mizaka fa Jiosy Hataoko tonga hiankohoka an-tongotranao iary zareo, ka de hofantan'iary zareo fa nitia anao Aho. Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa hotoga amin'izao tontolo izao, mba hitsapana an'ny ndregny mipetraka ambonin'ny tany. Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao. \ No newline at end of file