auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-15 18:56:49 +03:00 committed by root
parent f42d3a861b
commit d17ff093bc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 Ny vavolombelona reo de managna fahefana hagnidy ny lagnitra mba tsy handatsak'orana mandritra ny andro haminanian'iary zareo. Managna fahefana hamadika ny rano hotonga ho tonga rà sady hamely ny tany amin'ny akarazagna loza marobe na vena na vena teny iary zareo. Ndreka ho vita ny fijoroan'iary zareo vavolombelona, de miakatra avy agny agnaty lavaka tsy takam-parany ny bibidia hiady
\v 6 \v 7 Ny vavolombelona reo de managna fahefana hagnidy ny lagnitra mba tsy handatsak'orana mandritra ny andro haminanian'iary zareo. Managna fahefana hamadika ny rano ho tonga rà sady hamely ny tany amin'ny akarazagna loza marobe na vena na vena teny iary zareo. Ndreka ho vita ny fijoroan'iary zareo vavolombelona, de miakatra avy agny agnaty lavaka tsy takam-parany ny bibidia hiady de hanohitra an'azareo.