From d17ff093bcd0f5a1999e93dcb375c31d4f890d75 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Fri, 15 Nov 2019 18:56:49 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 11/06.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/06.txt b/11/06.txt index 63ae13e..d4a0ed0 100644 --- a/11/06.txt +++ b/11/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 Ny vavolombelona reo de managna fahefana hagnidy ny lagnitra mba tsy handatsak'orana mandritra ny andro haminanian'iary zareo. Managna fahefana hamadika ny rano hotonga ho tonga rà sady hamely ny tany amin'ny akarazagna loza marobe na vena na vena teny iary zareo. Ndreka ho vita ny fijoroan'iary zareo vavolombelona, de miakatra avy agny agnaty lavaka tsy takam-parany ny bibidia hiady \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 Ny vavolombelona reo de managna fahefana hagnidy ny lagnitra mba tsy handatsak'orana mandritra ny andro haminanian'iary zareo. Managna fahefana hamadika ny rano ho tonga rà sady hamely ny tany amin'ny akarazagna loza marobe na vena na vena teny iary zareo. Ndreka ho vita ny fijoroan'iary zareo vavolombelona, de miakatra avy agny agnaty lavaka tsy takam-parany ny bibidia hiady de hanohitra an'azareo. \ No newline at end of file