auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-10 21:18:51 +03:00 committed by root
parent 5a892d327a
commit d14d744cda
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1,2 +1,2 @@
\v 11 Zaho, Jaona rahalahinareo sy raika zay \v 9 nizara taminareo tagnatin'ny fijalena sy fanjakana sady faharetana ao amin'i Jesôsy Kristy de tagny amin'ny nosy atao hoe Patmô nony tenin' Andriamanitra sy ny fijoroana vavolombelona ny mikasika an'i Jesôsy.\v 10 Zaho de nitaritin'ny Fanahy tamin'ny andron'ny Tompo. Naregny feo mafy ôtran'ny trompetra tafarako zaho.Nagnano an'zany hoe: "Soraty amin'ny boky zay hitanao, ka alefaso agny amin'iregny fiangonana fito ho an'ny Efesôsy, Smyrna, Pergamôsy, Tyatira, Sardisy, Filadelfia,
\v 9 Zaho, Jaona rahalahinareo sy raika zay nizara taminareo tagnatin'ny fijalena sy fanjakana sady faharetana ao amin'i Jesôsy Kristy de tagny amin'ny nosy atao hoe Patmô nony tenin' Andriamanitra sy ny fijoroana vavolombelona ny mikasika an'i Jesôsy.\v 10 Zaho de nitaritin'ny Fanahy tamin'ny andron'ny Tompo. Naregny feo mafy ôtran'ny trompetra tafarako zaho.\v 11 Nagnano an'zany hoe: "Soraty amin'ny boky zay hitanao, ka alefaso agny amin'iregny fiangonana fito ho an'ny Efesôsy, Smyrna, Pergamôsy, Tyatira, Sardisy, Filadelfia,
de Laodikia."