From d14d744cda319ca8d764c5abc0495419c834faf0 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sun, 10 Nov 2019 21:18:51 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 01/09.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/09.txt b/01/09.txt index d69e98b..e615c61 100644 --- a/01/09.txt +++ b/01/09.txt @@ -1,2 +1,2 @@ -\v 11 Zaho, Jaona rahalahinareo sy raika zay \v 9 nizara taminareo tagnatin'ny fijalena sy fanjakana sady faharetana ao amin'i Jesôsy Kristy de tagny amin'ny nosy atao hoe Patmô nony tenin' Andriamanitra sy ny fijoroana vavolombelona ny mikasika an'i Jesôsy.\v 10 Zaho de nitaritin'ny Fanahy tamin'ny andron'ny Tompo. Naregny feo mafy ôtran'ny trompetra tafarako zaho.Nagnano an'zany hoe: "Soraty amin'ny boky zay hitanao, ka alefaso agny amin'iregny fiangonana fito ho an'ny Efesôsy, Smyrna, Pergamôsy, Tyatira, Sardisy, Filadelfia, +\v 9 Zaho, Jaona rahalahinareo sy raika zay nizara taminareo tagnatin'ny fijalena sy fanjakana sady faharetana ao amin'i Jesôsy Kristy de tagny amin'ny nosy atao hoe Patmô nony tenin' Andriamanitra sy ny fijoroana vavolombelona ny mikasika an'i Jesôsy.\v 10 Zaho de nitaritin'ny Fanahy tamin'ny andron'ny Tompo. Naregny feo mafy ôtran'ny trompetra tafarako zaho.\v 11 Nagnano an'zany hoe: "Soraty amin'ny boky zay hitanao, ka alefaso agny amin'iregny fiangonana fito ho an'ny Efesôsy, Smyrna, Pergamôsy, Tyatira, Sardisy, Filadelfia, de Laodikia." \ No newline at end of file