auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-10 12:13:01 -05:00 committed by root
parent 7af5c9e0d4
commit cb17dd50e9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nomena vava afaka mizaka fireharehana mban'ny fizakan-dratsy ny bibi-dia. De nomena alalana izy mba hagnatanteraka fahefana mandritran'ny efatra amby efapolo volana. Sady nanokatra ny vavany hagnasa an'Andriamanitra ny bibi-dia : ka nagnasa ny agnarany, ny toerana hipetrahany
Nomena vava afaka mizaka fireharehana mban'ny fizakan-dratsy ny bibi-dia. De nomena alalana izy mba hagnatanteraka fahefana mandritran'ny efatra amby efapolo volana. Sady nanokatra ny vavany hagnasa an'Andriamanitra ny bibi-dia : ka nagnasa ny agnarany, ny toerana hipetrahany mban'izay mipetraka an-danitra.