-x-antambahoaka_rev_text_reg/13/05.txt

1 line
308 B
Plaintext

Nomena vava afaka mizaka fireharehana mban'ny fizakan-dratsy ny bibi-dia. De nomena alalana izy mba hagnatanteraka fahefana mandritran'ny efatra amby efapolo volana. Sady nanokatra ny vavany hagnasa an'Andriamanitra ny bibi-dia : ka nagnasa ny agnarany, ny toerana hipetrahany mban'izay mipetraka an-danitra.