auto save
This commit is contained in:
parent
f7673bbaad
commit
c5812d5d17
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Nahita anjely hafa nagnembogna ambony zaho, zay nanagna nny hafatra mandrakizain'ny vaovao mahafaly hambara amin'zay miaigna ambonin'ny tany amin'ny firenena, foko, ary ny olon amaro be. Nagnatso tamin'ny feo mafy izy hoe: "Matahora an'Andriamanitra ary magnomeza voninahitra an'Azy. Fa tonga ny oran'ny fitsarany. Mivavaha amin'Azy, ny raika zay nagnano ny lagnitra, ny tany, ny ranomasina,
|
\v 6 Nahita anjely hafa nagnembogna ambony zaho, zay nanagna nny hafatra mandrakizain'ny vaovao mahafaly hambara amin'zay miaigna ambonin'ny tany amin'ny firenena, foko, ary ny olona maro be.\v 7 Nagnatso tamin'ny feo mafy izy hoe: "Matahora an'Andriamanitra ary magnomeza voninahitra an'Azy. Fa tonga ny oran'ny fitsarany. Mivavaha amin'Azy, ny raika zay nagnano ny lagnitra, ny tany, ny ranomasina, ary ny loharano."
|
Loading…
Reference in New Issue