auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-12 10:54:48 -05:00 committed by root
parent a47aa14cb8
commit c3ff476f66
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny tandroka folo zay hitanao de mpanjaka folo zay mbola tsy nandray fanjakana, fa hahazo fahefana kara ny mpanjaka miaraka amin'ilay bibi-dia- mandritran'ny adiny raika iary zareo. Feresan-tsaigna zany, sady iary zareo de hagnome ny hery mban'ny fahefan'iary zareo ny bibi-dia. Hanangagn'ady manohitra ny Zanak'ondry iary zareo. Fa ny Zanak'ondry no handresy an'iary zareo satria Izy no Tompon'ny tompo, sady Mm
Ny tandroka folo zay hitanao de mpanjaka folo zay mbola tsy nandray fanjakana, fa hahazo fahefana kara ny mpanjaka miaraka amin'ilay bibi-dia- mandritran'ny adiny raika iary zareo. Feresan-tsaigna zany, sady iary zareo de hagnome ny hery mban'ny fahefan'iary zareo ny bibi-dia. Hanangagn'ady manohitra ny Zanak'ondry iary zareo. Fa ny Zanak'ondry no handresy an'iary zareo satria Izy no Tompon'ny tompo, sady Mpanjakan'ny mpanjaka- de miaraka amin'azy ny vôantso, ny vôfidy, mban'ny manam-pinôna