From c3ff476f66217cc7737165b15744bee151f67aee Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Thu, 12 Dec 2019 10:54:48 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 17/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/17/12.txt b/17/12.txt index 71c529e..6c25412 100644 --- a/17/12.txt +++ b/17/12.txt @@ -1 +1 @@ -Ny tandroka folo zay hitanao de mpanjaka folo zay mbola tsy nandray fanjakana, fa hahazo fahefana kara ny mpanjaka miaraka amin'ilay bibi-dia- mandritran'ny adiny raika iary zareo. Feresan-tsaigna zany, sady iary zareo de hagnome ny hery mban'ny fahefan'iary zareo ny bibi-dia. Hanangagn'ady manohitra ny Zanak'ondry iary zareo. Fa ny Zanak'ondry no handresy an'iary zareo satria Izy no Tompon'ny tompo, sady Mm \ No newline at end of file +Ny tandroka folo zay hitanao de mpanjaka folo zay mbola tsy nandray fanjakana, fa hahazo fahefana kara ny mpanjaka miaraka amin'ilay bibi-dia- mandritran'ny adiny raika iary zareo. Feresan-tsaigna zany, sady iary zareo de hagnome ny hery mban'ny fahefan'iary zareo ny bibi-dia. Hanangagn'ady manohitra ny Zanak'ondry iary zareo. Fa ny Zanak'ondry no handresy an'iary zareo satria Izy no Tompon'ny tompo, sady Mpanjakan'ny mpanjaka- de miaraka amin'azy ny vôantso, ny vôfidy, mban'ny manam-pinôna \ No newline at end of file