auto save
This commit is contained in:
parent
ba6bba0ccb
commit
c24cd14da7
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tafaran'zany raha zany de nijery zaho, ary nahita varagnaragna raika nisokatra tegny amin'ny lagnitra. Ny feo voalohany zay regniko de nikorana taminaha kara ny trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, de ho atoroko anao zay tsy metsy ho avy afaran'iregny raha iregny." Nisy fotôna zaho voatariky ny Fanahy, de nahita fa nisy seza fiandrianana nipetraka tegny amin'ny lagnitra, nisy olona nipetraka tambonin'zany. Iraika zay npetraka tamboniny de
|
||||
Tafaran'zany raha zany de nijery zaho, ary nahita varagnaragna raika nisokatra tegny amin'ny lagnitra. Ny feo voalohany zay regniko de nikorana taminaha kara ny trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, de ho atoroko anao zay tsy metsy ho avy afaran'iregny raha iregny." Nisy fotôna zaho voatariky ny Fanahy, de nahita fa nisy seza fiandrianana nipetraka tegny amin'ny lagnitra, nisy olona nipetraka tambonin'zany. I raika zay npetraka tamboniny de managna endrika Jaspa sy karneola. Nisy
|
Loading…
Reference in New Issue