auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-14 14:03:58 +03:00 committed by root
parent 701cc17d81
commit ba6bba0ccb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'zany raha zany de nijery zaho, ary nahita varagnaragna raika nisokatra tegny amin'ny lagnitra. Ny feo voalohany zay regniko de nikorana taminaha kara ny trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, de ho atoroko anao zay tsy metsy ho avy afaran'iregny raha iregny." Nisy fotôna zaho voatariky ny Fanahy, de nahita fa nisy seza fiandrianana nipetraka tegny amin'ny lagnitra, nisy olona nipetraka tambonin'zany.
Tafaran'zany raha zany de nijery zaho, ary nahita varagnaragna raika nisokatra tegny amin'ny lagnitra. Ny feo voalohany zay regniko de nikorana taminaha kara ny trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, de ho atoroko anao zay tsy metsy ho avy afaran'iregny raha iregny." Nisy fotôna zaho voatariky ny Fanahy, de nahita fa nisy seza fiandrianana nipetraka tegny amin'ny lagnitra, nisy olona nipetraka tambonin'zany. Iraika zay npetraka tamboniny de