auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-15 10:08:13 -05:00 committed by root
parent 4d357238ba
commit bb33e261dc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Igny an! Ny an'ny mpiasan'ny devoly, zay mizaka fa Jiosy io de mametsy abyHataoko tonga hiankohoka an-tongotranao iary zareo, ka de hofantan'iary zareo fa nitia anao Aho. Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa hotoga amin'izao tontolo izao, mba hitsapana an'ny ndregny mipetraka ambonin'ny tany. Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao.
\v 9 \v 10 \v 11 Igny an! Ny an'ny mpiasan'ny devoly, zay mizaka fa Jiosy io de mametsy aby nefa de tsy izy aby azareo. Hataoko tonga hiankohoka an-tongotranao iary zareo, ka de hofantan'iary zareo fa nitia anao Aho. Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa hotoga amin'izao tontolo izao, mba hitsapana an'ny ndregny mipetraka ambonin'ny tany. Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao.