From bb33e261dc707d981898bfb2ccb0dfd639ec762a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Fri, 15 Nov 2019 10:08:13 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 03/09.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/09.txt b/03/09.txt index ad1e9aa..b174939 100644 --- a/03/09.txt +++ b/03/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 \v 11 Igny an! Ny an'ny mpiasan'ny devoly, zay mizaka fa Jiosy io de mametsy abyHataoko tonga hiankohoka an-tongotranao iary zareo, ka de hofantan'iary zareo fa nitia anao Aho. Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa hotoga amin'izao tontolo izao, mba hitsapana an'ny ndregny mipetraka ambonin'ny tany. Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao. \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 \v 11 Igny an! Ny an'ny mpiasan'ny devoly, zay mizaka fa Jiosy io de mametsy aby nefa de tsy izy aby azareo. Hataoko tonga hiankohoka an-tongotranao iary zareo, ka de hofantan'iary zareo fa nitia anao Aho. Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa hotoga amin'izao tontolo izao, mba hitsapana an'ny ndregny mipetraka ambonin'ny tany. Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao. \ No newline at end of file