auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-13 15:02:57 -05:00 committed by root
parent 7f781cf73f
commit b5684693b7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De soraty ho an'ny mpinon'ny fiangonana agny Laodika hoe : "Karan'izao gny raha nizakain'i Amena, lay vavolombelona matoky sady marina, lay mpanapaka ny zava-boarin'Andriamanitra. Fantako raha namboarinareo, fa anareo de tsy mangatseka sady tsy mafana. Iriko de mba ho mangatseka na mafana anareo! Satri anareo de matimaty fa tsy mafana na mangatseka de efa halohan'ny vavako sahady.
De soraty ho an'ny mpinon'ny fiangonana agny Laodika hoe : "Karan'izao gny raha nizakain'i Amena, lay vavolombelona matoky sady marina, lay mpanapaka ny zava-boarin'Andriamanitra. Fantako raha namboarinareo, fa anareo de tsy mangatseka sady tsy mafana. Iriko de mba ho mangatseka na mafana anareo! Satri anareo de matimaty fa tsy mafana sady tsy mangatseka de efa halohan'ny vavako sahady.