From b5684693b717e8a49eb61c11f166e0362b2f00e3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Wed, 13 Nov 2019 15:02:57 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 03/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/14.txt b/03/14.txt index 9e1744f..b5662a3 100644 --- a/03/14.txt +++ b/03/14.txt @@ -1 +1 @@ -De soraty ho an'ny mpinon'ny fiangonana agny Laodika hoe : "Karan'izao gny raha nizakain'i Amena, lay vavolombelona matoky sady marina, lay mpanapaka ny zava-boarin'Andriamanitra. Fantako raha namboarinareo, fa anareo de tsy mangatseka sady tsy mafana. Iriko de mba ho mangatseka na mafana anareo! Satri anareo de matimaty fa tsy mafana na mangatseka de efa halohan'ny vavako sahady. \ No newline at end of file +De soraty ho an'ny mpinon'ny fiangonana agny Laodika hoe : "Karan'izao gny raha nizakain'i Amena, lay vavolombelona matoky sady marina, lay mpanapaka ny zava-boarin'Andriamanitra. Fantako raha namboarinareo, fa anareo de tsy mangatseka sady tsy mafana. Iriko de mba ho mangatseka na mafana anareo! Satri anareo de matimaty fa tsy mafana sady tsy mangatseka de efa halohan'ny vavako sahady. \ No newline at end of file