auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-16 08:49:42 -05:00 committed by root
parent 41ca1f3d7c
commit b050806433
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nisy anjely hafa tonga, nitàna kopy volamena fondorôna ditin-kakazo magnitra, nitsangana tambonin'ny alitara. Ditin-kakazo amgnitra maro no namena an'azy mba hagnomezany an'izany mban'ny vavakan'ny mpino marobe eo ambonin'ny alitara volamena fandorôna ditin-kazo magnitra alohan'ny sezam-boninahitra eo. Ny setrokan'ny ditin-kakazo magnitra, mban'ny vavakan'ny mpino, de niakatra te alohan'Andriamanitra avy amin'ny tana
Nisy anjely hafa tonga, nitàna kopy volamena fondorôna ditin-kakazo magnitra, nitsangana tambonin'ny alitara. Ditin-kakazo amgnitra maro no namena an'azy mba hagnomezany an'izany mban'ny vavakan'ny mpino marobe eo ambonin'ny alitara volamena fandorôna ditin-kazo magnitra alohan'ny sezam-boninahitra eo. Ny setrokan'ny ditin-kakazo magnitra, mban'ny vavakan'ny mpino, de niakatra te alohan'Andriamanitra avy amin'ny tagnan'ny anjely. Nangala kopy fandorôna ditin-kakazomagnitra ny anejly sady namena an'izany tamin'ny afo aveo amin'ny alitara. Aveo natsipiny tamin'ny tany izany, sady nisy kotro-baratra, kotroka, tselatra,